| Entrée | 1 teboka aman-paingo |
| Mots élémentaires | 2 teboka, 3 amana, 4 paingo |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6 mari-pijanonan-tsoratra: -a) entina manavaka fizarazaram-pehezanteny feno fa tsy tanteraka: Avy hatrany dia nanatona andrainy ilay zaza mpandany; niankohoka teo an-tongony dia nifona taminy -b) mba hampisaraka tapa-pehezanteny izay efa samy misy faingo: Toy izao no fipetrakay: teo varatra, i dada; teo atsimo, i neny... [1.1] |
| Explications en anglais |
7 semicolon [3.1] |
| Explications en français |
8 point-virgule [1.5, 1.13] |
| International |
9 ";" [3.1] |
| Vocabulaire | 10 Linguistique |
| Analogues | 11 tebokaroa, tebokatelo, tebokafamaranana |
| Tableaux et planches |
12 Signes de ponctuation |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|